Yair Lapid
Ankapobeny
Anarana Yair Lapid
Teraka 5 Novambra 1963
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Israely
Asa :
Fiainana manokana

I Yair Lapid dia mpanao pôlitika israeliana teraka ny 5 Novambra 1963 tany Tel-Aviv-Jaffa. Izy no praiminisitra Israely nanomboka tamin'ny Jolay 2022. ka hatramin'ny Dezambra 2022.

Yair Lapid

Nandimby azy i Benyamin Netanyahu tamin'ny 2022.

Jereo koa

hanova