Wikipedia:Mpandrindra/Fampiasana ny fangatahana

Iza no mety ho lany ? hanova

Mety mora lany mpandrindra ny mpikambana :

  • Raha miisa 350 ny fandraisan'anjarany
  • Hita manoratra eto mandritra ny herin-taona (tsy misesy)
  • Olona mahafantatra tsara ny syntaxe wiki

Mora lasa mpandrindra ianao ra feno ireo toetra ireo.

Iza no mety mandatsa-bato ? hanova

Mety mandatsa-bato ny mpikambana :

  • Nanokatra kaonty 7 andro aloha ny latsa-bato.
  • Ra miisa 20 ny fandraisan'anjarany

« Tsy mikaonty ny vatonao (esorin'ny mpandrindra), raha tsy feno ireo toetra ireo. »


Vangio ny pejy fangatahana mba hahita ireo latsabato nitranga.