Wikipedia:Fivoarana/*/Tsimiroro
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : '''Tsimiroro''' dia fiandronan-tsolitany ambanin’ny tany lehibe ao anatin’ny debok’i Morondava eto [[Madagasikara]]. Voavinavina ho eo amin’ny valo lavitrisa « barils » eo ny solitany tsy voadio ao aminy. Ahitàna solika ao anatin’ny faritr’Isalo sy Amboloando. Ao atsimon’ny fiandronan-tsolik’i [[Bemolanga]] sy ao atsimon’ny tanànan’i Morafenobe no toerana misy azy. ==Fanovozan-kevitra== * [http://www.petromarex.com/projects/moz/Mozambique_Brochure.pdf Boky kely Tsimiroro] [[en:Tsimiroro]] [[f