I Tsimiroro dia fihandronan-tsolitany ambanin' ny tany lehibe ao anatin' ny debok' i Morondava eto Madagasikara. Voavinavina ho eo amin' ny valo lavitrisa barily eo ny solitany tsy voadio ao aminy. Ahitana solika ao anatin' ny faritr' Isalo sy Amboloando. Ao atsimon' ny fihandronan-tsolitanin' i Bemolanga sy ao atsimon' ny tanànan' i Morafenobe no toerana misy azy.

Jereo koa hanova

Fanovozan-kevitra hanova