Wikipedia:Fivoarana/*/Saosy
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : Avy amin'ny teny frantsay nohagasiana hoe "sauce" ilay teny gasy hoe '''saosy'''. Ampiasaina amin'ny heviny roa farafahakeliny izy io : * Ny saosy izay mitondra ny heviny amin'ny teny frantsay, izany hoe taharontsakafo natao mba hampatsiro kokoa ny [[sakafo]] iray. Ny saosy voatabia no tena fampiasa matetika amin'ny nahandro malagasy. Misy koa anefa ny saosy hafa, toy ny saosy fotsy, saosy dipoavatra, sns. * Adika ho mitovy hevitra amin'ny vola ihany koa indraindray ny teny hoe saosy. Raha ny