Wikipedia:Fivoarana/*/Ravoromanga


Ravoromanga, tamin'ny 22 Jolay 2011 hanova

 > Lanja manontolo : 0
 > Santiona soratra 500 voalohany : 

 == Iza i Ravoromanga ==

''Ravoromanga''' dia razana nipoiran'ny "[[Zanadravoromanga]]" antsoina koa hoe "[[Zafindravoromanga]]".

Ara-tantara, dia nanana vady maro ny mpanjaka [[Ralambo]] (1575-1610 aorian'i JK) koa isan'izany i Ravoromanga izay niterahany telo lahy dia "[[Andriambazaha]]", "[[Andrianambizato]]" ary "[[Andriatsimitakona]]" izay niara-nonina taminy teo amin'ny rovan'Ambohidrabiby. "[[Rafotsimarompaniry]]" no anarany saingy noho izy vady tena tian-dRalambo indrindra dia " Ravorom