Wikipedia:Fivoarana/*/Georg Ohm
> Lanja manontolo : 0 > Santiona soratra 500 voalohany : [[Sary:Ohm3.gif|ankavanana|220px]] I '''Georg Simon Ohm''', teraka tamin'ny [[16 Martsa]] [[1789]] tany [[Erlangen]], Alemaina, maty tamin'ny faha 65 taonany tamin'ny [[6 Jolay]] [[1854]] tany [[Munich]], dia fizisianina Alemana nianatra tany amin'ny [[Oniversiten' Erlangen]]. Tamin'izy mpampianatra tao amin'ny oniversite, nanomboka ny fikarohany i Ohm momban'ny fandinihana sela elektirôsimika, vao noforonin'i Alessandro Volta tamin'izany fotoana izany. Amin'ny fampiasana fitaovana noforoniny,