Georg Ohm
I Georg Simon Ohm, teraka tamin'ny 16 Martsa 1789 tany Erlangen, Alemaina, maty tamin'ny faha 65 taonany tamin'ny 6 Jolay 1854 tany Munich, dia fizisianina Alemana nianatra tany amin'ny Oniversiten' Erlangen.
Tamin'izy mpampianatra tao amin'ny oniversite, nanomboka ny fikarohany i Ohm momban'ny fandinihana sela elektirôsimika, vao noforonin'i Alessandro Volta tamin'izany fotoana izany. Amin'ny fampiasana fitaovana noforoniny, nahita izy fa misy fifandanjana amin'ny elanelana araka aratra eo amin'ny borne ny mpampita aratra sy ny aratra miampita azy, ny fifandraisan'ny e.a.a sy ny aratra dia ho antsointsika hoe lalan'i Ohm. Nahita ny fototry ny fifandraisana ao amin'ny aratra, ny e.a.a sy ny tohitra elektrika ; nanomboka teo ny fandinihana olik'aratra.
Biografia
hanovaFahatanorana
hanovaFianarana
hanovaMpampianatra
hanovaFahitana ny lalan'i Ohm
hanovaDinika sy zavatra navoakany
hanovaAsa
hanovaRohy ivelany
hanova- ((fr)) Teoria matematika momban'ny aratra, Georg Simon Ohm Archived Martsa 10, 2016 at the Wayback Machine