Imailaka
Ny Imailaka, e-mail, na mail dia servisy omen' ny Internet afaka ampiasaina mba handefa sy hahazo ny hafatra haingakaingana kokoa noho ny taratasy alefa paositra. Afaka mandefa rakitra koa ny mpampiasa imailaka amin' ny imailaka.

Ny Arobase. Eva n'Imailaka, sy ny Internet
Fomba fampiasana ny imailakaHanova
Tsy maintsy manana adiresy imailaka sy « client de messagerie » ny mpampiasa rehefa te hijery ny taratasiny.