I Vasty dia vehivany resahina ao amin'ny Bokin'i Estera, ao amin'ny Baiboly, izay vadin'ny mpanjaka persiana Ahasoerosy (na Asierosy), aloahan'ny hanoloan'ny mpanjaka azy amin'i Estera, noho izy tsy nanaiky haseho eo anatrehan'ny mpiara-misakafo tamin'ny mpanjaka nandritra ny lanonana iray. Talohanan'ny hampodiana azy tsy ho vadin'ny mpanjaka intsony dia nisy ny fisafidianana vehivavy nataon'ny mpanolotsain'ny mpanjaka amin'ireo zazavavy teo amin'ny fanjakana. I Estera no voafidin'i Ahasoerosy tamin'izay ka nalainy ho vady.

Mandà ny fanasan'ny mpanjaka azy i Vasty, sary nataon'i Edwin Long.

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe וַשְׁתִּי /Vashti izy, fa amin'ny teny grika kosa Αστιν / Astin.

Jereo koa hanova