Ny Iaô na vahoaka iaô dia vahoaka banto ao Afrika tapany Atsimo, izay monina indrindra ao Môzambika, nefa hita koa ao Malaoy sy any Tanzania, ao amin' ny tendrony atsimon' ny farihy Malawi.

Mpandihy iaô