Ny Fiangonana Vahao ny Oloko dia fiangonana kristiana eto Madagasikara izay efa miparitaka eran'ny Nosy. Miisa 3 200 izao ny trano fiangonanan'ny Vahao ny Oloko manerana an'i Madagasikara izay tantanana mpitandrina miisa 800. Ny Asabotsy moa no fiangonanan'ny mpino ao aminy[1].

Jereo koa: hanova

Loharano: hanova

  1. Tia Tanindrazana (2017) "Fiangonana Vahao ny Oloko Hamolavola ny olony ho tompon’andraikitra kokoa".