Toekarena (taranja)
(tonga teto avy amin'ny Toe-karena)
Ny toekarena na ekônômia dia siansa mikasika ny fanamboarana, fizaràna, fifanakalozana ny entana ary sampandraharaha. Dinihin' ny siansa ekônômika ny toe-karena miankina amin' ny teôria ekônômika.
Jereo koa
hanova- Seha-pihariana fahatelo
- Seha-pihariana fahefatra
- Fambolena
- Fiompiana
- Jono
- Harena an-kibon' ny tany
- Indostria
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Economics |