I Tiberiada na Tiberiasy dia tanàna renivohitr'i Galilea (na Galilia), ao amin'ny tapany avaratr'i Israely. Amin'ny teny hebreo izy dia atao hoe טבריה / Tverya, amin'ny teny grika dia atao hoe Τιβεριάς / Tiberias, amin'ny teny latina dia atao hoe Tiberias, ary amin'ny teny arabo dia atao hoe طبرية / Tabarīya. Tanàna manan-tantara sy mahasintona mpizaha tany i Tiberiada. Ny tanàna taloha dia hita ao amin'ny tapany atsimon'ny tanàna ankehitriny.

Jereo koaHanova