Kisangani

(tonga teto avy amin'ny Stanleyville)

I Kisangani dia tanàna ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (RDK), izay nantsoina hoe Stanleyville na Stanleystad tamin' ny taona 1883 hatramin' ny 1966. Izy no renbivohitry ny faritanin' i Tshopo ao amin' ny tapany avaratra-atsinanan' io firenena io.

Tanànan' i Kisangani