Skype
Skype dia rindra malalaka natao ho ampiasain'ireo mpampiasa azy eo amin'ny antso-finday sy antso-videô amin'ny alalany fampiasana aterineto. Betsaka ny fiasan'io rindra na "logiciel" io : manao fandefasankafatra mitohy, mamindra ny tahiry, ary fampihaonana amin'ny alalan'ny videô,...
Tantara
hanovaTamin'ny voalohany dia i Niklas Zennström et Janus Friis no namorona io skype io tany amin'ny taona 2003 izany.
Ny faha 14 jona 2012, dia nividiny orinasa Microsoft izy io.
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Ny fivoarany
hanovaFiasany sy ny tanjany
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Toetoetrany
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Tranokala ofisialy : [1]