Ny sikidy arabo dia karazana sikidy izay ahitana ny fandikana ny andian-kisary voaforona amin' ny alalan' ny fomba fiasa misy kisendrasendra izay ahitana fiverenana, arahin' ny fanadihadiana azy ireo, matetika ampiana fandikana ara-panandroana. Ny sikidy koa dia noheverin' ny olo-malaza toa an' i Richard II ho taranja lehibe kokoa izay ahitana singa momba ny filôzôfia sy ny siansa ary ny alsimia.