Sicilia (Sicily) no nosy lehibe indrindra any amin'ny Ranomasina Mediteranea ary iray amin'ireo faritra 20 any Italia. Ny andilan'i Messina dia manasaraka azy amin'ny faritr'i Kalabria any atsimon'i Italia. Iray amin'ireo faritra mizaka tena italiana dimy izy io ary antsoina amin'ny fomba ofisialy hoe Regione Siciliana. Ny faritra dia manana mponina 5 tapitrisa. Ny renivohiny dia Palermo.

Nosy Sicily