Fiteny singazija
(tonga teto avy amin'ny Shingazidja)
Ny fiteny singazija na fiteny kômôriana lehibe dia endriky ny fiteny kômôriana (sampan'ny vondrom-piteny soahily izay sampan'ny vondrom-piteny banto) tenenina ao amin'ny nosy Ngazija na Kômôro Lehibe.
Jereo koa hanova
Fiteny kômôriana: