Ny Selta dia fitambaran'olona Indô-eorôpeana any amin'ny faritra Eorôpa sy Anatôlia izay fantatra amin'ny fampiasan'izy ireo ny fiteny selta sy ireo fitoviana ara-kolontsaina hafa.

Celts 800-400BC.PNG