Fiteny seienina
(tonga teto avy amin'ny Sayena)
Saienina Tsēhésenēstsestōtse | |
Isan'ny mpiteny | ~10 |
Faritany | Etazonia |
Sata | Akaikin'ny ho faty |
Kaodim-piteny | chy |
Soratra | latina |
Ny Fiteny seienina dia fiteny amerindianina tenenina ao amin'ny faritra afovoan'i Etazonia. Foko roa miaraka ny saienina: Só'taa'e (Sutai) ary ny Tsé-tsêhéstâhese (na Tsitsistais(ts) avy amin'ny Tsêhéstáno), izay midika hoe "olona sahala isika" amin'ny teniny.
Ny teny saienina dia avy amin'ny teny lakota šahíyena izay midika šahíya kely.