I Sandrananta dia reniranon' i Madagasikara any amin' ny morontsiraka atsinanana. Ao amin' ny renirano Matitanana ao akaikin' Andemaka ao amin' ny faritra Fitovinany no misy ny vinaniny. Ny tapany ambany amin' io renirano io dia atao hoe Ambahive.

Sandrananta à Ambolomadinika

Jereo koa hanova