I Matitanana dia reniranon' i Madagasikara any amin' ny faritra Atsimo-Atsinanana, izay mivarina any amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao Vohipeno. Manompo azy ny renirano Sahafina, Rienana, Manankazo ary Manandria.

Jereo koa hanova