I Sakaleona dia onin'i Madagasikara mamakivaly ny faritra Amoron'i Mania sy ny faritra Vatovavy, ary mivarina any atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao akaikin'i Nosy Varika. Any afovoan-taniny no miy ny loharanony.

Jereo koa hanova


Sokajy:Reniranon'i Faritra Amoron'i Mania