Ny Saikinosy Ambato dia saikinosy eto Madagasikara, any amin' ny faritra atsimo-andrefan' ny Ranomasimbe Indianina. Anisan' ny Faritanin' Antsiranana (Diego-Suarez) izy io, izay mitodika mankany avaratra-andrefana amin' ny Lakandranon' i Môzambika any atsinanan' i Nosy Be.

Jereo koa hanova