I Cap Diego dia saikinosy any avaratr' i Madagasikara izay mandroso avy any andrefana mankany afovoan' ny helodranon' i Diego-Suarez, izay mifandray amin' ny Ranomasimbe Indianina. Izy io dia ao amin' ny Faritr' i Diana, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana (Diego-Suarez). Eo afovoan' io saikinosy io no misy ny seranam-piaramanidina Andrakaka, naorin' ny Royal Air Force (frantsay) tamin' ny taona 1942. Feno renala tsy fahita firy ity toerana ity.

Jereo koa hanova