I Rwenzori na Ruwenzori dia tagoron-tendrombohitra kely ao Afrika Afovoany, ao amin' ny sisin-tany manasaraka an' i Oganda sy ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, izay manana tampona mirefy 5 109 m ao amin' ny tendro Marguerite (tendrombohitra Stalney), tampon-tendrombohitra fahatelo avo indrindra aty Afrka, aorian' i Kilimandjaro sy ny tendrombohitra Kenya. Isan' ireo tendrombohitra vitsy misy ranomandry aty Afika izy, ankoatr' i Kilianjaro sy ny tendrombohitra Kenya. Ny ranomandry anefa mety hanjavona noho ny fihafanàn' ny toetany.

Ny tendrombohitra Rwenzori