Richard Rogers
Sary:Richard Rogers (2013) (cropped).jpg, Queen Elizabeth II with Richard Rogers and Sue Essex.jpg
Ankapobeny
Anarana Richard Rogers
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Richard George Rogers, baron Rogers of Riverside, teraka tamin' ny 23 Jolay 1933 tao Florence ary maty ny 18 Desambra 2021 tao London, dia mpanao mari-trano italiana, nahazo zom-pirenena britaika, nahazo ny loka Pritzker tamin' ny taona 2007.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.