Sarin'ny Ranomasina Araly tamin'ny taona 1989 sy ny taona 2014 jerena avy amin'ny satelita.
1960–2014

Ny Ranomasin'i Araly dia farihy masira ao Azia Afovoany izay hita eo afovoan-tany efitra eo anelanelan'i Kazakstàna ao avaratra sy i Ozbekistàna ao atsimo, any amin'ny 400 km miala ny Ranomasina Kaspiana. Ahitana nosy maro dia maro ao amin'io ranomasina io.

Jereo koaHanova