Rôsmarina
Ny rôsmarina, dia kirihitra misy ravina manitra, maitso maitso, toy ny fanjaitra ary voninkazo fotsy, mavokely, volomparasy na manga. Izy io dia teratany any amin'ny faritr'i Mediteranea, ary koa Pôrtogaly sy Espaina. Fantatra amin'ny anarana siantifika Rosmarinus officinalis.
Izy io dia mpikambana ao amin'ny fianakaviana Lamiaceae, izay ahitana anana fanafody sy maro hafa.