I Ploto (marika: ⯓[1] na ♇[2]) dia planeta ao amin'ny lamin'ny Masoandro izay hita any amin'ny 5 920 000 000 km eo ho eo miala ny Masoandro. Taloha dia natao hoe planeta laharana fahasivy ao amin'ny lamin'ny Masoandro i Ploto nefa tsy izany intsony izy nanomboka tamin'ny 24 Aogositra 2006 tamin'ny fivoriamben'ny mpahay kintana ao amin'ny Fiombonan'ny mpahay kintana iraisam-pirenena tao Praga renivohitry ny Repoblikan'i Tsekia. Voasokajy ho planeta zeny izy nanomboka tamin'izay.

I Ploto

Jereo koa: hanova

  1. JPL/NASA (2015-04-22). "What is a Dwarf Planet?". Jet Propulsion Laboratory. Retrieved 2022-01-19.
  2. (2004) John Lewis Physics and chemistry of the solar system, 2, Elsevier.