Ny plastika dia fifangaroana misy akora fototra (pôlimera) izay azo anamboaran-javatra amin' ny lasitra, omena endrika, amin' ny ankapobeny rehefa nohafanaina ary ambany tsindry, mba hitarika amin' ny vokatra tsy vita tanteraka na zavatra vita iray. Ny lamba (kofehy sy tsiraka) ary ny elastômera dia tsy plastika mihitsy.