Philip Seymour Hoffman
|
Anarana:
|
Philip Seymour Hoffman
| Anarana hafa: |
| Teraka:
|
23 Jolay 1967
| Maty:
|
2 Febroary 2014
| Toeram-piaviana sy ny andraikitra
| Firenena: |
Etazonia
| Karazana: |
| Asa :
|
* mpilalao
| Asa hafa: |
| Taona niasana:
|
| Momba fiainana manokana
| Seha-pitiavana: |
| Tranokala: |
| Momba ny olona
|
|
Philip Seymour Hoffman dia mpilalao, talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpampindrana ny feony mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 23 Jolay 1967 ary maty ny 2 Febroary 2014
Ny fiainany manokanaHanova
I Gordon Hoffman no rainy.