Pawnee
Ny Pawnee dia mponina indianina miaina any Nebraska na any Kansas, any Etazonia. Ny fiteny Pawnee dia fiteny ao amin'ny fianankavian'ny fiteny Caddoan.
Jeôgrafia
hanovaTantara
hanovaTamin'ny taonjato faha 17, havan'ny frantsay ny pawnee ary betsaka ny fandraisany anjara tamin'ny fampijanonana ny fivelaran'ny espaniola any Amerika avaratra tamin'ny pawnee nandresy an'ny espaniola tany Villasur tamin'ny 14 Aogositra 1720.
Misy ray alina mahery eo ho eo ny isan'ny Pawnee tamin'ny 1780[1], tamin'ny taonjato faha 19, mitady hamono ny mponina Pawnee ny nendra sy ny kôlera, nihanidina noho ireo aretina ireo ny demôgrafian'ny pawnee : 4 500 tamin'ny 1840[2] dia 600 monja tamin'ny 1900. Tamin'ny taonjato faha 20 efa tafakatra ambonimbony ny isany : 2 000 tamin'ny 1970, mety 2 500 ny isany tamin'ny 2005.
Jereo koa
hanovaRohy Ivelany
hanovaTsiahy
hanova
|