Ny otrikaretina , amin' ny ankapobeny, dia zavamananaina kiritika kely, tokan-tsela, tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery na mikrôskôpy, miteraka aretina.

Otrikaretina (bakteria) mteraka fivalanana, avy amin' ny sakafo