Orson Welles
Ankapobeny
Anarana Orson Welles
Teraka 6 Mey 1915
Maty 10 Oktobra 1985
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Orson Welles dia mpilalao amin'ny horonantsary, talen-koronantsary, mpilalao, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 6 Mey 1915 tao Kenosha ary maty ny 10 Oktobra 1985 tao Los Angeles

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Rita Hayworth. Ny zanany dia Michael Lindsay-Hogg.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.