Oniversiten' i Toamasina

Oniversite Toamasina
Sary:Université de Toamasina.png
Teny filamatra Fahaizaña sy fañahy
Niorina 1977


Firenena  Madagasikara
Toby Campus Barikadimy
Filoha ZAFITODY Conscient




Ny Oniversite Toamasina dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toamasina renivohitra faritra Antsinanan'i Madagasikara no misy azy, i Dokotera ZAFITODY Conscient no filohany ankehitriny.

Tantara

hanova

Ny fiorenany

hanova

Niorina tamin'ny taona 1977[1], ary ivom-paritra oniversite Toamasina na (CUR)no niantsoina azy tamin'izany, fa nanomboka tamin'ny taona 1989[2] dia nahaleo tena tanteraka ny Oniversite Toamasina.

Ireo filoha nitondra

hanova
  • Ny taona 1977 hatramin'ny taona 1984, Dokotera Norbert RANDRIAMIARISOA
  • 1984 hatramin'ny 1990, dokotera Emile TSIZARAINA
  • 1990 hatramin'ny 2002, profesora  Eugène Mangalaza
  • 2002 hatramin'ny 2006,docteur Roger RAJAOHARIVELO
  • 2006 hatramin'ny 2012, Dokotera Gatien Prudent HORACE
  • 2012 hatramin'ny 2019, Dokotera Jérôme VELO
  • 2019 dokotera ZAFITODY Conscient.

Lamina anaty

hanova

Sampam-pianarana

hanova

Ny oniversite Toamasina dia manana ny sekoly lehibe[3] efatra sy Institut enina ary ny sekoly fianarana raharaham-panjakana (administrative)[4] , ireto avy izany :

Faculté de Droit, d'Économie et de Gestion

hanova

Manana departemanta telo :

Faculté des Sciences et Technologie

hanova

Misy departemanta efatra:

Faculté des Lettres et Sciences Humaines

hanova

Ato amin'ity Faculté ity dia misy departemanta dimy miampy Institut Confucius:

Faculté de Médecine

hanova

Manana departemanta telo ity sampam-pianarana ity:

École Nationale Supérieure des Douanes

hanova

ISSEDD (Institut Supérieur de la Science Environnementale et du Développement Durable)

hanova

ISTRCE (Institut Supérieur de Technologie Régionale de la Côte-Est)

hanova

Ao amin'ny ilany atsinanan'i Madagascar anatin'ny faritra Analanjirofo ao amin'ny distrikan'i Fenoarivo Atsinanana ny misy azy.

ISTRA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Atsinanana)

hanova

Ao amin'ny renivohitry ny faritra Atsinanana na distrikan'i Toamasina no misy azy.

ISTRALMA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Alaotra Mangory Ambatondrazaka)

hanova

Any amin'ny faritra Alaotra-Mangoro ao amin'ny distrikan'Ambatondrazaka no misy azy.

Institut du Tourisme, du Patrimoine et du Territoire

hanova

Rohy ivelany

hanova

Jereo koa

hanova

Tsiahy

hanova
  1. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-09-30. Retrieved 2015-08-02.
  2. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-10-04. Retrieved 2015-08-02.
  3. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-09-30. Retrieved 2015-08-02.
  4. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2013-10-20. Retrieved 2015-08-02.