Oniversiten' i Toamasina
Oniversite Toamasina
| |||
Teny filamatra | Fahaizaña sy fañahy | ||
Niorina | 1977
| ||
Firenena | Madagasikara | ||
Toby | Campus Barikadimy | ||
Filoha | ZAFITODY Conscient
| ||
Ny Oniversite Toamasina dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toamasina renivohitra faritra Antsinanan'i Madagasikara no misy azy, i Dokotera ZAFITODY Conscient no filohany ankehitriny.
Tantara
hanovaNy fiorenany
hanovaNiorina tamin'ny taona 1977[1], ary ivom-paritra oniversite Toamasina na (CUR)no niantsoina azy tamin'izany, fa nanomboka tamin'ny taona 1989[2] dia nahaleo tena tanteraka ny Oniversite Toamasina.
Ireo filoha nitondra
hanova- Ny taona 1977 hatramin'ny taona 1984, Dokotera Norbert RANDRIAMIARISOA
- 1984 hatramin'ny 1990, dokotera Emile TSIZARAINA
- 1990 hatramin'ny 2002, profesora Eugène Mangalaza
- 2002 hatramin'ny 2006,docteur Roger RAJAOHARIVELO
- 2006 hatramin'ny 2012, Dokotera Gatien Prudent HORACE
- 2012 hatramin'ny 2019, Dokotera Jérôme VELO
- 2019 dokotera ZAFITODY Conscient.
Lamina anaty
hanovaSampam-pianarana
hanovaNy oniversite Toamasina dia manana ny sekoly lehibe[3] efatra sy Institut enina ary ny sekoly fianarana raharaham-panjakana (administrative)[4] , ireto avy izany :
Faculté de Droit, d'Économie et de Gestion
hanovaManana departemanta telo :
Faculté des Sciences et Technologie
hanovaMisy departemanta efatra:
- Mention de Physique
- Mention de Mathématiques
- Mention de Mathématiques-informatique et Application
- Mention de Chimie
Faculté des Lettres et Sciences Humaines
hanovaAto amin'ity Faculté ity dia misy departemanta dimy miampy Institut Confucius:
- Mention d'Études françaises
- Mention de Philosophie
- Mention d'Anthropologie
- Mention d'Histoire
- Mention de Géographie
- Institut Confucius
Faculté de Médecine
hanovaManana departemanta telo ity sampam-pianarana ity:
- Mention de Médecine humaine
- Mention de Maïeutique
- Mention d'Infirmerie
École Nationale Supérieure des Douanes
hanovaISSEDD (Institut Supérieur de la Science Environnementale et du Développement Durable)
hanovaISTRCE (Institut Supérieur de Technologie Régionale de la Côte-Est)
hanovaAo amin'ny ilany atsinanan'i Madagascar anatin'ny faritra Analanjirofo ao amin'ny distrikan'i Fenoarivo Atsinanana ny misy azy.
ISTRA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Atsinanana)
hanovaAo amin'ny renivohitry ny faritra Atsinanana na distrikan'i Toamasina no misy azy.
ISTRALMA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Alaotra Mangory Ambatondrazaka)
hanovaAny amin'ny faritra Alaotra-Mangoro ao amin'ny distrikan'Ambatondrazaka no misy azy.
Institut du Tourisme, du Patrimoine et du Territoire
hanova
Rohy ivelany
hanova- ((fr))Trano kala Archived Oktobra 20, 2013 at the Wayback Machine
Jereo koa
hanovaTsiahy
hanova
|