Oniversiten' i Fianarantsoa
(tonga teto avy amin'ny Oniversite Fianarantsoa)
Oniversite Fianarantsoa | ||
Niorina | 1992
| |
Firenena | Madagasikara | |
Toby | Andrainjato | |
Filoha | Marie Monique RASOAZANANERA
| |
Ny Oniversite Fianarantsoa dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Fianarantsoa renivohitra faritra Haute Matsiatra any amin'ny tapany atsimon'i Madagasikara no misy azy, i Marie Monique RASOAZANANERA no filoha ankehitriny.
Tantara
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Ireo mpitondra
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Lamina anaty
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Sampam-pianarana
hanovaMisy sivy ny sampam-piofanana ambaratonga ambony ao Fianarantsoa, ireto avy izany :
- La Faculté des Sciences
- La Faculté de Médecine
- La Faculté des Lettres
- La Faculté de Droit, d’Économie, de Gestion et de Sociologie
- L'École Nationale d'Informatique
- L'École Normale Supérieure
- Le Centre Universitaire de Formation Professionnalisante (CUFP)
- L'Institut des Sciences et Techniques de l'Environnement (ISTE)
- L'Institut Confucius
Rohy ivelany
hanova- ((fr)) Sehatra Ofisialy