Ny omby volavita dia omby misy fotsy eo amin' ny handriny, eo amin' ny lamosiny, eo amin' ny rambony ary eo amin' ny feny. Noheverin' ny Ntaolo malagasy fa izany no volon' omby tsara indrindra ka mendrika hatolotra ny mpanjaka na dia manan-tompo aza.

Ohabolana

hanova
  • Mpiandry omby volavita : tsy tompony, fa mpamerin-doha.

Jereo koa

hanova