Ny Oder (poloney: Odra) dia reniranon'i Eoropa Afovoany izay miakatra any amin'ny Tsekia, mikoriana mamakivaky an'i  Polonia ary ampahany amin'ny sisintany eo anelanelan'i Polonia sy  Alemaina. Ny Oder dia 866 kilometatra ny halavany ary mikoriana mankany amin'ny Ranomasina Baltika.

Oder
Oder


Tanàna

hanova

Stettin, Frankfurt (Oder), Breslau