Nosy Kanaria (Islas Canarias) dia vondronosy an'ny an'i Espaina sy miorina ao amin'ny Ranomasimbe Atlantika. Mandrakotra ny faritra ny 7447 kilometatra toradroa sy ny mponina 2.101.924 mponina.

Nosy Canary

An-drenivohitra dia ny tanànan'i Santa Cruz de Tenerife ary Las Palmas de Gran Canaria.

Ny vondronosy fito lehibe dia ahitana ny nosy: