Ny nirvana dia foto-kevitra filôzôfika ao amin' ny hindoisma sy ny jainisma ary ny bodisma, izay midika hoe "fanjavonana" (avy amin' ny afon' ny firehetam-po (rāga), avy amin' ny tsy fahalalana (avidyā)) na "fanafahana" (moksha)(avy amin' ny saṃsāra, tsingerin' ny fiverenana ho nofo).