Nezahualcóyotl
Ankapobeny
Anarana Nezahualcóyotl
Teraka 28 Aprily 1402
Maty 4 Jiona 1472
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Meksika
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Nezahualcóyotl (nahoatla klasika: Nezahualcoyōtl, fanononana nahoatla maoderina) (28 Aprily 1402 - 4 Jiona 1472) dia manam-pahaizana, filôzôfy (tlamatini), mpiady, mpanao mari-trano tanàna-fanjakan'i Texcoco tamin'ny vanim-potoana talohan'ny Meksika.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.