Neretva
Ny Neretva (serba: Неретва, Italiana: Narenta ; tamin'ny andro grika fahiny: Νάρων, Latina: Naro) no renirano lehibe indrindra ao Herzegovina. 225 km ny halavany, ka ny 203 km amin'ireo dia any Bosnia sy Herzegovina ary 22 km any Kroasia.
Ny Neretva dia miakatra eo amin'ny 1100 m eo ho eo akaikin'i Držirep (monisikan'i Gacko) atsimon'ny tendrombohitra Zelengora, Mivarina any amin’ny Ranomasina Adriatika akaikin’i Ploče any Kroasia ilay renirano.