Natalie Portman
Ankapobeny
Anarana Natalie Portman
Teraka 9 Jiona 1981
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Natalie Portman dia mpilalao, mpilalao amin'ny horonantsary, mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 9 Jiona 1981 tao Jerusalem

Natalie Portman (2009)

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Benjamin Millepied.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.