Sitraka Feno Tanteraka : mpanoratra sy mpampianatra ary mpitia ny teny malagasy.

Sitraka

Na inona mety ho fahaiza-manao

Zoto sy kiry amin'ny zavatra atao

Fahaiza-mikajy, fahaiza-misaina

Fahaiza-mampihatra ny fahaiza-miaina

Tsara izy ireny nefa aza Mibitaka

F'ireo zava-poana raha tsy misy sitraka

Sitraka

17 desambra 2017