I Ngahy dia Malagasy liana amin'ny Tantara sy Fomba Malagasy.

Mahay mamaky sy manoratra anglisy sy frantsay. Mahay mamaky sorabe. Mahazohazo ny teny espaniola. Liana amin'ny teny rosiana.