"Izay tsy mahatadidy ny Tantara
dia voaheloka hamerina azy."
(George Santayana, Mpandinika-Filozofy)


"Ny mozika dia natao hampifaly ny olona am-panetren-tena,
ny fanasarotana be dia mifanohitra amin'ny tena zava-kanto."
(Claude Debussy, Mpamorona feon-kira Frantsay)