Ny Company HEALTHY TIE Dia company iray izay manana ny foibein ny any MALAISIE ary eto madagascar no anamaparitahana ny vokatra voalaohany ,ary anamparitaka azy manerantany ,ny akora rehetra dia nalaiana avy any Asie na Malasie fa ny misy ny Usine na laboratoire ny company ny dia any Beijyng Chine vokatra natoraly 100% avokoa no vokarin ny company ary natao hikarakarana ny vatana manontolo anatiny sy ivelany hetina hisoroana sy hitsaboana ireo fangirifiriana sy fanaintaina ny vatana entina hanatsara ny vatana amin ny ankapobeany H.T web officiel web site